Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - Die madagassische Übersetzung - Ruwwad Zentrum für Übersetzungen.

external-link copy
81 : 27

وَمَآ أَنتَ بِهَٰدِي ٱلۡعُمۡيِ عَن ضَلَٰلَتِهِمۡۖ إِن تُسۡمِعُ إِلَّا مَن يُؤۡمِنُ بِـَٔايَٰتِنَا فَهُم مُّسۡلِمُونَ

Ary tsy afaka mihitsy hitari-dalana ireo jamba amin’ny fahaverezana ianao. Ary tsy afaka hampandre afa-tsy ireo izay mino an’ireo fanambaranay no sady manolo-tena tanteraka ho amin’izany ianao. info
التفاسير: