Übersetzung der Bedeutungen von dem heiligen Quran - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
126 : 16

وَإِنۡ عَاقَبۡتُمۡ فَعَاقِبُواْ بِمِثۡلِ مَا عُوقِبۡتُم بِهِۦۖ وَلَئِن صَبَرۡتُمۡ لَهُوَ خَيۡرٞ لِّلصَّٰبِرِينَ

Ary raha manasazy Ianareo, dia ampiharo aminy ny sazy mitovy amin’izay (heloka) nataony Taminareo. Fa raha miaritra Ianareo...izany no tena tsara kokoa ho an’izay manam-paharetana. info
التفاسير: