Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
93 : 9

۞ إِنَّمَا ٱلسَّبِيلُ عَلَى ٱلَّذِينَ يَسۡتَـٔۡذِنُونَكَ وَهُمۡ أَغۡنِيَآءُۚ رَضُواْ بِأَن يَكُونُواْ مَعَ ٱلۡخَوَالِفِ وَطَبَعَ ٱللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمۡ فَهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ

Tena marina fa, ny fanomezan-tsiny ho an’ireo mangataka alalana Aminao (mba tsy handray anjara amin’ny ady) nefa izy ireo dia mpanan-karena. Mahafaly azy ireo ny mijanona miaraka amin’ireo mpijanona any aoriana. Ary i Allah dia nanidy mafy ny fon’izy ireo, nefa izy ireo tsy afaka nahafantatra izany intsony. info
التفاسير: