Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
147 : 3

وَمَا كَانَ قَوۡلَهُمۡ إِلَّآ أَن قَالُواْ رَبَّنَا ٱغۡفِرۡ لَنَا ذُنُوبَنَا وَإِسۡرَافَنَا فِيٓ أَمۡرِنَا وَثَبِّتۡ أَقۡدَامَنَا وَٱنصُرۡنَا عَلَى ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Tsy nisy teny nivoaka avy tamin’izy ireo afa-tsy ny fitenenana hoe : “ Tomponay ô ! Avelao ny fahotanay sy ny fihoaram-pefy izay nataonay tamin’ny fihetsika, ary hamafiso ny dianay, ary omeo fandresena Izahay amin’ireo vahoaka tsy mpino.” info
التفاسير: