Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
224 : 2

وَلَا تَجۡعَلُواْ ٱللَّهَ عُرۡضَةٗ لِّأَيۡمَٰنِكُمۡ أَن تَبَرُّواْ وَتَتَّقُواْ وَتُصۡلِحُواْ بَيۡنَ ٱلنَّاسِۚ وَٱللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٞ

Ary aoka ianareo tsy hampiasa ny anaran’Allah eo amin’ny voady ataonareo ho fanafenan-javatra, mba tsy hanaovanareo asa soa sy tsy hahavontompinoana anareo, ary mba tsy hidiranareo amin’ny fampihavanana ny olona. Fa Allah dia Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra. info
التفاسير: