Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
19 : 2

أَوۡ كَصَيِّبٖ مِّنَ ٱلسَّمَآءِ فِيهِ ظُلُمَٰتٞ وَرَعۡدٞ وَبَرۡقٞ يَجۡعَلُونَ أَصَٰبِعَهُمۡ فِيٓ ءَاذَانِهِم مِّنَ ٱلصَّوَٰعِقِ حَذَرَ ٱلۡمَوۡتِۚ وَٱللَّهُ مُحِيطُۢ بِٱلۡكَٰفِرِينَ

Na tahaka ny ora-mikija avy any an-danitra, izay arahin’ny haizina mikitroka sy kotro-baratra ary tselatra, ka manampin-tsofina amin’ny rantsan-tanany noho ny hamafisany kotro-baratra izy ireo satria matahotra ny fahafatesana, ary i Tompo Allah dia mahafehy tanteraka ireo tsy manam-pinoana info
التفاسير: