Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
173 : 2

إِنَّمَا حَرَّمَ عَلَيۡكُمُ ٱلۡمَيۡتَةَ وَٱلدَّمَ وَلَحۡمَ ٱلۡخِنزِيرِ وَمَآ أُهِلَّ بِهِۦ لِغَيۡرِ ٱللَّهِۖ فَمَنِ ٱضۡطُرَّ غَيۡرَ بَاغٖ وَلَا عَادٖ فَلَآ إِثۡمَ عَلَيۡهِۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٌ

Izy tokoa no nandrara ho anareo ny biby maty ho azy, ny rà, ny henan-kisoa, ary izay niantsoana anarana hafa ankoatran’i Allah. fa izay voatery kosa, raha tsy manararaotra na mandika lalàna, dia tsy misy fahotana ny Aminy. tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Fiantrana. info
التفاسير: