Prijevod značenja časnog Kur'ana - Prijevod na malgaški jezik - Prevodilački centar Ruvvad

external-link copy
76 : 18

قَالَ إِن سَأَلۡتُكَ عَن شَيۡءِۭ بَعۡدَهَا فَلَا تُصَٰحِبۡنِيۖ قَدۡ بَلَغۡتَ مِن لَّدُنِّي عُذۡرٗا

Niteny i Mosesy ka nanao hoe: ” Raha mbola manontany Anao Aho na amin’inona na amin’inona aorian’izao, dia aza mandray Ahy ho namana intsony Ianao. Ary tena ho afa-tsiny Amiko Ianao. info
التفاسير: