ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

سورة التين - At-tin

external-link copy
1 : 95

وَٱلتِّينِ وَٱلزَّيۡتُونِ

Mianiana Aho amin'ny aviavy sy ny hazon'oliva. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 95

وَطُورِ سِينِينَ

Sy amin'ny tendrombohitra Sinay. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 95

وَهَٰذَا ٱلۡبَلَدِ ٱلۡأَمِينِ

Amin'ity tanàna mandry fahalemana ity. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 95

لَقَدۡ خَلَقۡنَا ٱلۡإِنسَٰنَ فِيٓ أَحۡسَنِ تَقۡوِيمٖ

Fa noharianay ho tonga lafatra tokoa ny olombelona. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 95

ثُمَّ رَدَدۡنَٰهُ أَسۡفَلَ سَٰفِلِينَ

Ary naverinay any amin'ny farany ambany indrindra. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 95

إِلَّا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ فَلَهُمۡ أَجۡرٌ غَيۡرُ مَمۡنُونٖ

afa-tsy izay nino sy nanao asa soa no tsy hitsahatra ka hahazo valisoa tsy manam-petra. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 95

فَمَا يُكَذِّبُكَ بَعۡدُ بِٱلدِّينِ

Koa raha izany ary, inona no andainganao ny Andro farany ? info
التفاسير:

external-link copy
8 : 95

أَلَيۡسَ ٱللَّهُ بِأَحۡكَمِ ٱلۡحَٰكِمِينَ

Moa tsy Allah va no mpitsara mendrika indrindra? info
التفاسير: