ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
31 : 9

ٱتَّخَذُوٓاْ أَحۡبَارَهُمۡ وَرُهۡبَٰنَهُمۡ أَرۡبَابٗا مِّن دُونِ ٱللَّهِ وَٱلۡمَسِيحَ ٱبۡنَ مَرۡيَمَ وَمَآ أُمِرُوٓاْ إِلَّا لِيَعۡبُدُوٓاْ إِلَٰهٗا وَٰحِدٗاۖ لَّآ إِلَٰهَ إِلَّا هُوَۚ سُبۡحَٰنَهُۥ عَمَّا يُشۡرِكُونَ

Nataon’izy ireo ho tompo ankoatra an’Allah ny mpanora-dalànan’izy ireo sy ireo relijioziny, ary i Mesia zanak’i Maria. Tsy misy didy nomena azy ireo raha tsy hanompo an’Allah tokana. Tsy misy tompo afa-tsy Izy! Voninahitra anie ho Azy! Ambony noho izay atambatr’izy ireo (Aminy) Izy. info
التفاسير: