ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
21 : 4

وَكَيۡفَ تَأۡخُذُونَهُۥ وَقَدۡ أَفۡضَىٰ بَعۡضُكُمۡ إِلَىٰ بَعۡضٖ وَأَخَذۡنَ مِنكُم مِّيثَٰقًا غَلِيظٗا

Ary ahoana Ianareo no haka izany, ka nefa Ianareo efa niaiky nanao firaisana ny andaniny sy ny ankilany, ary efa nandray fanekena matotra avy taminareo izy ireo. info
التفاسير: