ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
109 : 4

هَٰٓأَنتُمۡ هَٰٓؤُلَآءِ جَٰدَلۡتُمۡ عَنۡهُمۡ فِي ٱلۡحَيَوٰةِ ٱلدُّنۡيَا فَمَن يُجَٰدِلُ ٱللَّهَ عَنۡهُمۡ يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِ أَم مَّن يَكُونُ عَلَيۡهِمۡ وَكِيلٗا

Indro ireo olona izay niarovanareo teny ambonin’ny tany. Ka iza no hiady hevitra amin’I Allah, mba hanomezana azy ireo ny rariny amin’ny andro fitsanganana ? Na, iza no ho mpiantoka azy ireo ? info
التفاسير: