ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
72 : 3

وَقَالَت طَّآئِفَةٞ مِّنۡ أَهۡلِ ٱلۡكِتَٰبِ ءَامِنُواْ بِٱلَّذِيٓ أُنزِلَ عَلَى ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَجۡهَ ٱلنَّهَارِ وَٱكۡفُرُوٓاْ ءَاخِرَهُۥ لَعَلَّهُمۡ يَرۡجِعُونَ

Ary niteny ny andiany iray tamin’ireo Olon’ny Boky ka nanao hoe :” Minoa Ianareo amin'izay nampidinina tamin’ireo nino, amin’ny fiandohan’ny maraina, fa mitsipaha izany kosa amin’ny hariva, angamba hiverin-dàlana izy ireo. info
التفاسير: