ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
169 : 3

وَلَا تَحۡسَبَنَّ ٱلَّذِينَ قُتِلُواْ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ أَمۡوَٰتَۢاۚ بَلۡ أَحۡيَآءٌ عِندَ رَبِّهِمۡ يُرۡزَقُونَ

Ary aza mieritreritra mihitsy Ianao fa ireo izay novonoina, teo amin’ny lalàn’i Allah dia maty. Tsy izany ! Tena velona izy ireo eo anatrehan’ny Tompony, mahazo ny anjarany izy ireo. info
التفاسير: