ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
107 : 3

وَأَمَّا ٱلَّذِينَ ٱبۡيَضَّتۡ وُجُوهُهُمۡ فَفِي رَحۡمَةِ ٱللَّهِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Fa ireo izay mazava kosa ny tarehiny, dia ao anatin’ny Indrafon’i Allah, ary hitoetra ao mandrakizay izy ireo. info
التفاسير: