ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
40 : 28

فَأَخَذۡنَٰهُ وَجُنُودَهُۥ فَنَبَذۡنَٰهُمۡ فِي ٱلۡيَمِّۖ فَٱنظُرۡ كَيۡفَ كَانَ عَٰقِبَةُ ٱلظَّٰلِمِينَ

Ka noraisinay izy sy ny miaramilany, ary natsipinay tao anaty ranomasina. Jereo àry ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: