ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
16 : 18

وَإِذِ ٱعۡتَزَلۡتُمُوهُمۡ وَمَا يَعۡبُدُونَ إِلَّا ٱللَّهَ فَأۡوُۥٓاْ إِلَى ٱلۡكَهۡفِ يَنشُرۡ لَكُمۡ رَبُّكُم مِّن رَّحۡمَتِهِۦ وَيُهَيِّئۡ لَكُم مِّنۡ أَمۡرِكُم مِّرۡفَقٗا

Ary raha nihataka tamin’izy ireo ianareo sy momba izay notompoin’izy ireo ankoatr’I Allah, dia miafena ao anaty lava-bato ianareo : ny Tomponareo dia hampiely ny famindram-pony aminareo sy hanamora ny momba anareo, amin’ny raharaha ilainareo. info
التفاسير: