ترجمة معاني القرآن الكريم - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
11 : 16

يُنۢبِتُ لَكُم بِهِ ٱلزَّرۡعَ وَٱلزَّيۡتُونَ وَٱلنَّخِيلَ وَٱلۡأَعۡنَٰبَ وَمِن كُلِّ ٱلثَّمَرَٰتِۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَأٓيَةٗ لِّقَوۡمٖ يَتَفَكَّرُونَ

Avy amin’ny alalan’izany no nampitsiry ho Anareo, ireo voly, ireo oliva, ireo hazo Palma, ireo voaloboka, sy ireo karazam-boankazo maro. Marina fa amin’izany dia tena misy porofo mazava ho an’ny vahoaka mandinika. info
التفاسير: