《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
50 : 9

إِن تُصِبۡكَ حَسَنَةٞ تَسُؤۡهُمۡۖ وَإِن تُصِبۡكَ مُصِيبَةٞ يَقُولُواْ قَدۡ أَخَذۡنَآ أَمۡرَنَا مِن قَبۡلُ وَيَتَوَلَّواْ وَّهُمۡ فَرِحُونَ

Raha misy fahasoavana Azonao, dia mankarary azy ireo izany, fa raha misy fahoriana kosa manjo Anao dia miteny izy ireo hoe : " Soa ihany fa efa naka fitandremana mialoha izahay ”. Mitodi-damosina izy ireo no sady feno hafaliana. info
التفاسير: