《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
34 : 9

۞ يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ إِنَّ كَثِيرٗا مِّنَ ٱلۡأَحۡبَارِ وَٱلرُّهۡبَانِ لَيَأۡكُلُونَ أَمۡوَٰلَ ٱلنَّاسِ بِٱلۡبَٰطِلِ وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ ٱللَّهِۗ وَٱلَّذِينَ يَكۡنِزُونَ ٱلذَّهَبَ وَٱلۡفِضَّةَ وَلَا يُنفِقُونَهَا فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ فَبَشِّرۡهُم بِعَذَابٍ أَلِيمٖ

Oh Ianareo izay nino, marina fa maro amin’ireo mpamoron-dalàna Djiosy sy ireo Relijiozy no mihinana ireo haren’olona tsy ara-drariny ary manakana ny làlan’i Allah. Ary ireo izay mitahiry vola mena sy vola fotsy nefa tsy mahafoy mandany izany amin’ny làlan’i Allah, lazao azy ireo mialoha ny sazy mamirifiry. info
التفاسير: