《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
29 : 9

قَٰتِلُواْ ٱلَّذِينَ لَا يُؤۡمِنُونَ بِٱللَّهِ وَلَا بِٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ وَلَا يُحَرِّمُونَ مَا حَرَّمَ ٱللَّهُ وَرَسُولُهُۥ وَلَا يَدِينُونَ دِينَ ٱلۡحَقِّ مِنَ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ حَتَّىٰ يُعۡطُواْ ٱلۡجِزۡيَةَ عَن يَدٖ وَهُمۡ صَٰغِرُونَ

Miadiva Ianareo amin’ireo izay tsy mino an’i Allah sy ny andro farany, tsy mandrara izay noraran’i Allah sy ny Irany ary tsy miorina amin’ny finoana marina, amin’ireo olona nomena ny boky, mandra-panomezan’izy ireo ny Djizia (hetra) an-tànana ary izy ireo dia efa nanetri-tena. info
التفاسير: