《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
28 : 9

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ إِنَّمَا ٱلۡمُشۡرِكُونَ نَجَسٞ فَلَا يَقۡرَبُواْ ٱلۡمَسۡجِدَ ٱلۡحَرَامَ بَعۡدَ عَامِهِمۡ هَٰذَاۚ وَإِنۡ خِفۡتُمۡ عَيۡلَةٗ فَسَوۡفَ يُغۡنِيكُمُ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦٓ إِن شَآءَۚ إِنَّ ٱللَّهَ عَلِيمٌ حَكِيمٞ

Oh ! Ianareo izay nino, ireo mpanompo sampy dia tena maloto tokoa, aoka izy ireo tsy hanatona intsony an'ilay Al-Masjid Al-Haram (Trano masina), aorian’ity taona ity. Ary raha matahotra fahantrana Ianareo dia Allah no hampanan-karena Anareo amin’ny fanasoavany araka izay sitrany. Marina fa Allah dia Mahalala ny zava-drehetra sy be Fahendrena. info
التفاسير: