《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
14 : 9

قَٰتِلُوهُمۡ يُعَذِّبۡهُمُ ٱللَّهُ بِأَيۡدِيكُمۡ وَيُخۡزِهِمۡ وَيَنصُرۡكُمۡ عَلَيۡهِمۡ وَيَشۡفِ صُدُورَ قَوۡمٖ مُّؤۡمِنِينَ

Miadiva amin’izy ireo Ianareo, hanasazy azy ireo amin’ny alalan’ny tànanareo i Allah sy hanala-baraka azy ireo, ary hanome fandresena Anareo sy fanasitranana ny fon’ireo vahoaka Mpino. info
التفاسير: