《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
12 : 9

وَإِن نَّكَثُوٓاْ أَيۡمَٰنَهُم مِّنۢ بَعۡدِ عَهۡدِهِمۡ وَطَعَنُواْ فِي دِينِكُمۡ فَقَٰتِلُوٓاْ أَئِمَّةَ ٱلۡكُفۡرِ إِنَّهُمۡ لَآ أَيۡمَٰنَ لَهُمۡ لَعَلَّهُمۡ يَنتَهُونَ

Ary raha toa ka nivadika tamin’ny fianianana nataon’izy ireo taorian’ny fifanarahana izy ireo ka mbola nanenjika ny finoanareo dia miadiva Ianareo amin’ireo mpitarika ny fikomiana, satria izy ireo dia tsy mitana ny teny fianianany ary angamba hitsahatra izy ireo. info
التفاسير: