《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
29 : 7

قُلۡ أَمَرَ رَبِّي بِٱلۡقِسۡطِۖ وَأَقِيمُواْ وُجُوهَكُمۡ عِندَ كُلِّ مَسۡجِدٖ وَٱدۡعُوهُ مُخۡلِصِينَ لَهُ ٱلدِّينَۚ كَمَا بَدَأَكُمۡ تَعُودُونَ

Teneno hoe : “Ny Tompoko dia nandidy ny fanaovana ny rariny. Ary antsangano mitodika Aminy (Allah) ny tavanareo isaky ny toerana hanaovanareo ny Soalat. Ary mangataha Aminy ianareo, amim-pahadiovam-po tanteraka ny fanompoanareo Azy. Tahaka ny nahariany anareo no hiverenanareo (any Aminy)”. info
التفاسير: