《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
70 : 5

لَقَدۡ أَخَذۡنَا مِيثَٰقَ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ وَأَرۡسَلۡنَآ إِلَيۡهِمۡ رُسُلٗاۖ كُلَّمَا جَآءَهُمۡ رَسُولُۢ بِمَا لَا تَهۡوَىٰٓ أَنفُسُهُمۡ فَرِيقٗا كَذَّبُواْ وَفَرِيقٗا يَقۡتُلُونَ

Efa noraisinay ny faneken’ny zanak’Israely ary nandefa iraka maro tamin’izy ireo Izahay. Kanefa isaky ny misy Iraka tonga amin’izy ireo mitondra izay tsy mifanaraka amin’ny sitrapony dia noraisiny ho mpandainga ny sasany ary ny sasany hafa dia novonoin’izy ireo. info
التفاسير: