《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
53 : 5

وَيَقُولُ ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ أَهَٰٓؤُلَآءِ ٱلَّذِينَ أَقۡسَمُواْ بِٱللَّهِ جَهۡدَ أَيۡمَٰنِهِمۡ إِنَّهُمۡ لَمَعَكُمۡۚ حَبِطَتۡ أَعۡمَٰلُهُمۡ فَأَصۡبَحُواْ خَٰسِرِينَ

Ary hiteny ireo mpino hoe: ”Moa ve izy ireo no nianiana tamin’I Allah nihizingizina amin’ny heriny rehetra, fa miaraka aminareo tokoa izy ireo?”. Ho foana tanteraka anefa ny asan’izy ireo, ka ho lasa maty antoka izy ireo. info
التفاسير: