《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
32 : 5

مِنۡ أَجۡلِ ذَٰلِكَ كَتَبۡنَا عَلَىٰ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ أَنَّهُۥ مَن قَتَلَ نَفۡسَۢا بِغَيۡرِ نَفۡسٍ أَوۡ فَسَادٖ فِي ٱلۡأَرۡضِ فَكَأَنَّمَا قَتَلَ ٱلنَّاسَ جَمِيعٗا وَمَنۡ أَحۡيَاهَا فَكَأَنَّمَآ أَحۡيَا ٱلنَّاسَ جَمِيعٗاۚ وَلَقَدۡ جَآءَتۡهُمۡ رُسُلُنَا بِٱلۡبَيِّنَٰتِ ثُمَّ إِنَّ كَثِيرٗا مِّنۡهُم بَعۡدَ ذَٰلِكَ فِي ٱلۡأَرۡضِ لَمُسۡرِفُونَ

Noho izany antony izany dia nodidianay tamin’ireo zanak’Israely fa na iza na iza namono olona tsy meloka tamin’ny famonoan’olona na koa nanao fanimbana teto an-tany dia toy ny namono ny olombelona rehetra. Ary na iza na iza manavotra azy ho velona dia toy ny nanavotra ny olombelona rehetra. Ary efa tonga teo amin'izy ireo ny Irakay niaraka tamin’ireo porofo mazava. Ary indro fa maro tamin’izy ireo taorian’izany no mbola nanao fihoaram-pefy teto an-tany. info
التفاسير: