《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
31 : 5

فَبَعَثَ ٱللَّهُ غُرَابٗا يَبۡحَثُ فِي ٱلۡأَرۡضِ لِيُرِيَهُۥ كَيۡفَ يُوَٰرِي سَوۡءَةَ أَخِيهِۚ قَالَ يَٰوَيۡلَتَىٰٓ أَعَجَزۡتُ أَنۡ أَكُونَ مِثۡلَ هَٰذَا ٱلۡغُرَابِ فَأُوَٰرِيَ سَوۡءَةَ أَخِيۖ فَأَصۡبَحَ مِنَ ٱلنَّٰدِمِينَ

Ka nandefasan'i Allah goaika nangady amin’ny tany, mba hampisehoany aminy ahoana no hataony handevina ny fatin-drahalahiny? Niteny izy hoe : “Loza ho ahy ity! Moa ve tsy afaka hanao toy ny ataon’ity goaika ity aho; ka handevina ny fatin-drahalahiko?" Dia lasa anisan’ny olona nanenina izy. info
التفاسير: