《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
115 : 5

قَالَ ٱللَّهُ إِنِّي مُنَزِّلُهَا عَلَيۡكُمۡۖ فَمَن يَكۡفُرۡ بَعۡدُ مِنكُمۡ فَإِنِّيٓ أُعَذِّبُهُۥ عَذَابٗا لَّآ أُعَذِّبُهُۥٓ أَحَدٗا مِّنَ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Niteny I Allah nanao hoe : “Tena marina fa Izaho dia hampidina izany aminareo, fa izay tsy mino aminareo aorian’izany, Izaho dia tena hanasazy azy amin’ny sazy izay tsy hanasaziako an’iza na iza amin’izao tontolo izao”. info
التفاسير: