《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
37 : 4

ٱلَّذِينَ يَبۡخَلُونَ وَيَأۡمُرُونَ ٱلنَّاسَ بِٱلۡبُخۡلِ وَيَكۡتُمُونَ مَآ ءَاتَىٰهُمُ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦۗ وَأَعۡتَدۡنَا لِلۡكَٰفِرِينَ عَذَابٗا مُّهِينٗا

Ireo izay mahihitra, sy maniraka ny olona ho kahihitra, ary manafina ireo izay nomen’I Allah azy amin’ny fahasoavany. Ary nomaninay ho an’ireo tsy mpino ny famaizana manala-baraka. info
التفاسير: