《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
20 : 4

وَإِنۡ أَرَدتُّمُ ٱسۡتِبۡدَالَ زَوۡجٖ مَّكَانَ زَوۡجٖ وَءَاتَيۡتُمۡ إِحۡدَىٰهُنَّ قِنطَارٗا فَلَا تَأۡخُذُواْ مِنۡهُ شَيۡـًٔاۚ أَتَأۡخُذُونَهُۥ بُهۡتَٰنٗا وَإِثۡمٗا مُّبِينٗا

Raha Tianareo ny hanolo vady hafa eo amin’ny toeran’ny vady, ary efa nomenareo amin’iray amin’izy ireo ny Kintar [64], dia aoka Ianareo tsy handray amin’izany na dia kely aza. Moa ve haka izany tsy amin’ny rariny Ianareo, sy amim-pahotana mibaribary ? info
التفاسير: