《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
133 : 4

إِن يَشَأۡ يُذۡهِبۡكُمۡ أَيُّهَا ٱلنَّاسُ وَيَأۡتِ بِـَٔاخَرِينَۚ وَكَانَ ٱللَّهُ عَلَىٰ ذَٰلِكَ قَدِيرٗا

Raha sitrak’I Allah dia ho foanany ianareo ry olombelona, ary soloiny olon-kafa. Ary Mahavita izany tokoa I Allah. info
التفاسير: