《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
20 : 30

وَمِنۡ ءَايَٰتِهِۦٓ أَنۡ خَلَقَكُم مِّن تُرَابٖ ثُمَّ إِذَآ أَنتُم بَشَرٞ تَنتَشِرُونَ

Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny nahariany anareo avy amin’ny vovoka, ary indro ianareo fa lasa olombelona maro izay miely (maneran-tany). info
التفاسير: