《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
171 : 3

۞ يَسۡتَبۡشِرُونَ بِنِعۡمَةٖ مِّنَ ٱللَّهِ وَفَضۡلٖ وَأَنَّ ٱللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجۡرَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Faly izy ireo tamin’ny fahasoavana avy amin’i Allah sy ny tombontsoa, ary i Allah dia tsy manary mihitsy ny valin’asan’ireo mpino. info
التفاسير: