《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
165 : 3

أَوَلَمَّآ أَصَٰبَتۡكُم مُّصِيبَةٞ قَدۡ أَصَبۡتُم مِّثۡلَيۡهَا قُلۡتُمۡ أَنَّىٰ هَٰذَاۖ قُلۡ هُوَ مِنۡ عِندِ أَنفُسِكُمۡۗ إِنَّ ٱللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Fa ahoana ! Raha niharan’ny fahavoazana iray Ianareo dia efa voa tahaka izany avo roa heny Ianareo fahiny, niteny Ianareo hoe : “ Avy aiza izao ? ”. Teneno hoe : “ Izy io dia avy amin’ny tenanareo ihany ”. Marina fa i Allah dia mahefa ny zava-drehetra. info
التفاسير: