《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
115 : 3

وَمَا يَفۡعَلُواْ مِنۡ خَيۡرٖ فَلَن يُكۡفَرُوهُۗ وَٱللَّهُ عَلِيمُۢ بِٱلۡمُتَّقِينَ

Ary izay tsara ataon’izy ireo, dia tsy misy handà azy ireo amin’izany mihitsy. Ary i Allah no tena Mahalala ireo manam-patahorana (tia vavaka). info
التفاسير: