《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
8 : 25

أَوۡ يُلۡقَىٰٓ إِلَيۡهِ كَنزٌ أَوۡ تَكُونُ لَهُۥ جَنَّةٞ يَأۡكُلُ مِنۡهَاۚ وَقَالَ ٱلظَّٰلِمُونَ إِن تَتَّبِعُونَ إِلَّا رَجُلٗا مَّسۡحُورًا

Na koa nisy harena sarobidy natoraka teo aminy na manana zaridaina ho azy izy, ka amin’izany no hihinanany ? Ary niteny ireo mpanao ny tsy rariny hoe : “Ianareo dia tsy manaraka afa-tsy lehilahy voan’ny mosavy !” info
التفاسير: