《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
36 : 25

فَقُلۡنَا ٱذۡهَبَآ إِلَى ٱلۡقَوۡمِ ٱلَّذِينَ كَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَا فَدَمَّرۡنَٰهُمۡ تَدۡمِيرٗا

Dia noteneninay hoe: “Mandehana ianareo roa any amin’ireo vahoaka izay nilaza fa lainga ireo fanambaranay”, avy eo dia nopotehinay tanteraka izy ireo. info
التفاسير: