《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
32 : 25

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لَوۡلَا نُزِّلَ عَلَيۡهِ ٱلۡقُرۡءَانُ جُمۡلَةٗ وَٰحِدَةٗۚ كَذَٰلِكَ لِنُثَبِّتَ بِهِۦ فُؤَادَكَۖ وَرَتَّلۡنَٰهُ تَرۡتِيلٗا

Ary niteny ireo izay tsy nino hoe : “Nahoana no tsy nampidinina taminy indray mandeha monja ny Kor’any ?” Tahaka izany (no nampidinanay tsikelikely ny Kor’any) mba hanamafisanay amin’ny alalan’ izany, ny fonao, ary novakinay amim-pikaliana izany. info
التفاسير: