《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
74 : 21

وَلُوطًا ءَاتَيۡنَٰهُ حُكۡمٗا وَعِلۡمٗا وَنَجَّيۡنَٰهُ مِنَ ٱلۡقَرۡيَةِ ٱلَّتِي كَانَت تَّعۡمَلُ ٱلۡخَبَٰٓئِثَۚ إِنَّهُمۡ كَانُواْ قَوۡمَ سَوۡءٖ فَٰسِقِينَ

Ary i Lota ! Dia nomenay azy ny fahendrena sy ny fahalalana, ary navotanay izy tamin’ilay tanàna izay nanaovana ny asa maloto. Tena marina fa izy ireo dia vahoaka ratsy sy maloto fitondran-tena. info
التفاسير: