《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
97 : 2

قُلۡ مَن كَانَ عَدُوّٗا لِّـجِبۡرِيلَ فَإِنَّهُۥ نَزَّلَهُۥ عَلَىٰ قَلۡبِكَ بِإِذۡنِ ٱللَّهِ مُصَدِّقٗا لِّمَا بَيۡنَ يَدَيۡهِ وَهُدٗى وَبُشۡرَىٰ لِلۡمُؤۡمِنِينَ

Lazao azy ireo : “Izay mitsangana ho fahavalon’i Jibril, dia tadidio, fa izy no nampidina ny Kor’any masina tao am-ponao, alàlana avy amin’Allah; izay manamafy ny efa teo am-pelatànany hatramin’izay sy taridàlana, ary koa vaovao mahafaly ho an’ireo mpino. info
التفاسير: