《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
95 : 2

وَلَن يَتَمَنَّوۡهُ أَبَدَۢا بِمَا قَدَّمَتۡ أَيۡدِيهِمۡۚ وَٱللَّهُ عَلِيمُۢ بِٱلظَّٰلِمِينَ

Tsy haniry izany velively anefa izy ireo noho ny nafitson'ny tanany. Ary Allah dia mahafantatra tsara ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: