《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
92 : 2

۞ وَلَقَدۡ جَآءَكُم مُّوسَىٰ بِٱلۡبَيِّنَٰتِ ثُمَّ ٱتَّخَذۡتُمُ ٱلۡعِجۡلَ مِنۢ بَعۡدِهِۦ وَأَنتُمۡ ظَٰلِمُونَ

Ary efa tonga taminareo tokoa i Moussa niaraka tamin’ireo porofo mazava, dia mbola nandray ilay sariomby ho tompo ihany ianareo taoriany; ary ianareo dia mpanao ny tsy rariny tokoa. info
التفاسير: