《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
82 : 2

وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ أُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلۡجَنَّةِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Fa ireo izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa; hitoetra ao mandrakizay. info
التفاسير: