《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
59 : 2

فَبَدَّلَ ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ قَوۡلًا غَيۡرَ ٱلَّذِي قِيلَ لَهُمۡ فَأَنزَلۡنَا عَلَى ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ رِجۡزٗا مِّنَ ٱلسَّمَآءِ بِمَا كَانُواْ يَفۡسُقُونَ

Saingy navadik’ireo mpanao ny tsy rariny ho teny hafa ankoatran'ny nolazaina tamin'izy ireo izany; ka nampidinanay sazy avy tany an-danitra ireo izay nanao ny tsy rariny, noho ny tsy fanarahan'izy ireo ny didinay. info
التفاسير: