《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
45 : 2

وَٱسۡتَعِينُواْ بِٱلصَّبۡرِ وَٱلصَّلَوٰةِۚ وَإِنَّهَا لَكَبِيرَةٌ إِلَّا عَلَى ٱلۡخَٰشِعِينَ

Ary mitadiava fanampiana amin'ny alàlan'ny fiaretana sy ny fanaovana ny fanompom-pivavahana Soalat ianareo; ary izy io tena tokoa afa-tsy amin'ireo olona mpanetry tena ihany. info
التفاسير: