《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
43 : 2

وَأَقِيمُواْ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتُواْ ٱلزَّكَوٰةَ وَٱرۡكَعُواْ مَعَ ٱلرَّٰكِعِينَ

Ary atsanganinareo ny Soalat (fanompoam-pivavahana), ary avoahinareo ihany koa ny Zakat (famoahana ampahan-karena), ary miondreha ianareo miaraka amin’ireo rehetra izay mpiondrika. info
التفاسير: