《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
39 : 2

وَٱلَّذِينَ كَفَرُواْ وَكَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَآ أُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلنَّارِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Fa ireo izay tsy nino sy nampandainga ireo fanambaranay kosa, dia izy ireo no lazaina fa olon'ny Afo-be izay hitoetra ao mandrakizay. info
التفاسير: