《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
176 : 2

ذَٰلِكَ بِأَنَّ ٱللَّهَ نَزَّلَ ٱلۡكِتَٰبَ بِٱلۡحَقِّۗ وَإِنَّ ٱلَّذِينَ ٱخۡتَلَفُواْ فِي ٱلۡكِتَٰبِ لَفِي شِقَاقِۭ بَعِيدٖ

Izany dia noho Allah nampidina tokoa ny Boky am-pahamarinana, ary tena marina fa ireo izay mifanipa-kevitra momba ilay Boky dia tena ao anatin’ny fifanolanana lalina. info
التفاسير: